Taom-pihotazana lodsia 2023 : Hanomboka anio ny taom-pihotazana…

Hanombona anio ny taom-pihotazana lodsia taona 2023, raha ny tapaka nandritra ny fivoriana natao dia anio ny fisokafan’ny taom-pihotazana amin’ity taona ity, ka manomboka amin’ny 03ora ny fisokafan’ny sakana fanaon’ny faritra mandritra izany. Efa nanomboka ny 17 novambra tamin’ny 09ora maraina ny fametrahana « guichet unique », izay efa nifarana ny alatsinainy 20 novambra tamin’ny 12ora, nentina nanamorana ny fanomanana ny fikarakarana ny taratasy nahafahana nanao izany. Tsy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Taom-pihotazana lodsia 2023 : Hanomboka anio ny taom-pihotazana…