Ambatolampy : Môtô halatra, nalevina tany ambanin’ny tany

Irony kodiaran-droa misy « vitesse » irony, tsara fono, no nofongarin’ny fokonolona, niaraka tamin’ny zandary omaly tao Manjakatompo, any amin’iny distrikan’Ambatolampy iny. Araka ny fantatra dia môtô halatra izy io, nezahin’ilay olon-dratsy nafenina tao ambanin’ny tany. Efa maty paika ! Ankevitry ny efa niomana tanteraka ingahirainy ny amin’ny toerana hametrahany ilay môtô avy nangalariny, rehefa vita ny asa ratsiny. Ary tena nihevitra izy fa tsy hisy hahita izany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambatolampy : Môtô halatra, nalevina tany ambanin’ny tany