Seranan-tsambon’i Toamasina : 56,41% ny asa dingana faharoa no vita hatramin’izao

Miroso hatrany ny asa fanitarana eo anivon’ny seranan-tsambo ny eto Toamasina amin’izao, araka ny fanazavan’ireo teknisianin’ny fanitarana ny seranana dia ny 56,41% ny asa dingana faharoa no vita hatreto raha efa vita 100% ny dingana voalohany. Tafiditra amin’ity dingana faharoa ity ny fanamboarana ilay fihantsonan’ny sambo atao hoe “mole C4” izay mirefy 470m ary hirefy 94ha ny velarany amin’ny fahavitany. Araka ny fanazavan’ireo teknisiana nandray ny mpanao gazety dia...
Lire la suite sur
Image à la une de Seranan-tsambon’i Toamasina : 56,41% ny asa dingana faharoa no vita hatramin’izao