Fanafihana mpanatitra “versement” : Mpitandro filaminana ny iray tamin’iteo jiolahy
Tambazotran-jiolahy goavana iray no ravan’ny zandary avy eo anivon’ny vondron-tobil-paritra “Tana Ville”, ny herinandro lasa teo. Andian-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana izay manana tambajotra misandrahaka tokoa satria dia misy amin’izy ireo no mpitily, mpanao “renseignement”, mpanao ny “operation”, mpanome fitaovam-piadiana ary baikon’ny ati-doha mpametraka paik’ady. Ireto farany izay mbola tsy voasambotra hatreto, saingy heverina fa ho avy tsy ho ela raha ny...