Fahapozinana ara-tsakafo teto Toamasina : Fihinanana godrogodro nisy « chocolats », olona enina marary

Mbola tsy hita fiafarana ny olona narary sy maty tao Antananarivo noho ny fanapozinana ara-tsakafo nitranga, dia nahitana fahapozinana ara-tsakafo indray ny teto Toamasina ny talata alina raha avy nihinana godrogodro nisy « chocolats » ny fianakaviana iray misy olona enina. Nitovy avokoa ny soritra aretina nitranga avy nihinana ilay godrogodro, dia reraka be, fivalalana, fanina, ary nangatsiaka tampoka. Tany amin’ny 8ora sy sasany alina no tonga teny amin’ny hopitaly be ireto narary,...
Lire la suite sur
Image à la une de Fahapozinana ara-tsakafo teto Toamasina : Fihinanana godrogodro nisy « chocolats », olona enina marary