Sampampitasara ady heloka bevava Toamasina : Miisa 147 ireo antontan-taratasinady notsaraina teo aminy…

Nanao tatitra mikasika ny fitsarana ady heloka bevava andiany faharoa, ny 04 novambra hatramin’ny 16 desambra 2024 lasa teo, ity sampampitsarana ity aoToamasina. Tamin’izay no halalana araka ny nambaran’ny filoha vonjy maika raha lasa nisotro ronono ny filoha teo aloha, Rtoa Rasoavolona Perrault Zafinera, fa niisa 13 ireo mpitsara mpamoaka didy nifandimby isaky ny antontan-taratasinady – efatra ireo mpampanoa lalana ambony nifandimby isan-kerinandro – ankoatran’ny mpisolovava sy...
Lire la suite sur
Image à la une de Sampampitasara ady heloka bevava Toamasina : Miisa 147 ireo antontan-taratasinady notsaraina teo aminy…