RN7 : Avocat ilay notapahin-doha sy nodorana

Ny peratra teny an-tànany sisa namantarana azy. Nandeha ny fanadihadiana ary fantatra omaly fa mpisolovava ilay hita faty tao Ambohiponana, ny alahady lasa teo. Raha tsiahivina dia lohan’olona natao tao anaty sachet mainty no hitan’ny ankizy nilalao teo amoron-drano tamin’io fotoana io. Efa may io loha io ary sarotra ny namantatra azy. Teny amin’ny manodidina an’Andriambelonomby kosa, fokontany eny anivon’Ambositra II no nahitàna ny vatany. Teo amin’ny peratra teny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN7 : Avocat ilay notapahin-doha sy nodorana