Anosizato : Totakely dimy lahy voasambotry ny zandary

Mitohy hatrany ny hetsika entina hamongorana ireo totakely sy mpangarom-paosy ataon’ireo mpitandro filaminana amin’ireo faritra mafana eto an-drenivohitra. Teny amin’iny faritra Anosizato iny, dimilahy amin’ireo totakely, mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy eny an-toerana no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny tobin-jana-paritra Anosizato. Hetsika fikarohana sy fanadiovana tanàna, niarahana tamin’ny tobim-paritry ny zandary tao Fenoarivo. Araka ny angom-baovao azo dia...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Anosizato : Totakely dimy lahy voasambotry ny zandary