RN4 : Hanamafy fiambenana ny zandary

Tsy miandry efa maheno fanafihana na voina mahazo ny vahoaka na ihany koa ny mpandeha taksiborosy sy ny mpamily, vao hetsika ny mpitandro ny filaminana, fa misoroka mialoha ireo mety ho tranga tsy fandriampahalemana misy etsy sy eroa, indrindra ny eny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, mialoha ny fety hoavy izao sy hatrany amin’ny 15 janoary. Raha ny fampitam-baovao voaray hatrany dia tsy tambo isana ny Zandary haparitaka eny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, ka anisan’izany ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de RN4 : Hanamafy fiambenana ny zandary