Ivato : Sefo fokontany nanolana niaraka tamin’ny namany
Nifandimbiasan-dr’Ingahy Sefo fokontany sy ny namany tao, ilay tovovavy 23 taona. Nanamparan’izy ireo ny filan-dratsiny, rehefa avy nofitahina tamin’ny alalan’ny compte fako, tao anaty tambazotra sosialy ary nentina tamin’ny toerana mangingina teny amin’iny faritra Andranotapahina iny. Ny tapatapaky ny volana oktobra teo no nitranga ity fanolanana faobe ity, ary izao taty amin’ny volana desambra izao vao fantatra avokoa sy tratra avokoa ireo nahavanon-doza. Telo lahy izy ireo,...