RN4 : « Balle »-na rongony natao « colis » saron’ny zandary

Efa tsy tahotra tsy henatra intsony ! Nalefa « taxi-brousse » avy any Antsohihy ity zava-mahadomelina natao tsara fono, toy ireny « balle »-na « friperie » ireny ary efa nisy olona vonona handray azy taty an-drenivohitra. Tsy natao teny ambony tafo anefa fa natao tsara afina tao ambany seza (soute). Tsy nahasakana ireo zandary tsy ahita ny nafenina anefa. Ny zandary misahana ny fifamoivoizana teto Antananarivo no nahazo ity vokatra ity, tamin’iny lalam-pirenena fahefatra iny,...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN4 : « Balle »-na rongony natao « colis » saron’ny zandary