RN2 : Mpianatra nanao « voyage d’étude » niharan-doza

Fiara nitondra mpianatra avy amin’ny sekoly ambaratonga faharoa manokana (lycée) tsy miankina iray eto an-drenivohitra indray no niharan-doza, teo Ankarefo, 20 km miala ny tananan’i Moramanga, tamin’iny lalam-pirenena faharoa iny omaly. Handeha hanao voyage d’étude any amin’iny ilany atsinanan’ny Nosy iny no niaingan’izy ireo teo an-drenivohitra, kanefa dia izao loza izao no nitranga. Ny fampitam-baovao avy any an-toerana no nahafantarana fa telo tamin’ireo mpianatra...
Lire la suite sur
Image à la une de RN2 : Mpianatra nanao « voyage d’étude » niharan-doza