Maevatanàna : Efa ho isan-taona ny olan’ny rano

Efa ho maro no niainan’ny vahoaka tsy an-kanavaka ny fahatapan-drano teto Maevatanàna an-tampon-tanàna, na tamin’ny taona lasa na tamin’ity taona 2025 ity. Tsy misy fandraisana andraikitra sy filazana fanapahana ny rano ny eo anivon’ny orinasa jiro sy rano Malagasy eto Maevatanàna. Na andro na alina dia zara raha mahita rano mandeha ny mponina isam-pokontany. Misy fotoana mikorina tsara, avy eo dia lasa zara raha mitete kely sisa ny fandehan’ny rano. Mafy ka tena mafy ny zavatra...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna : Efa ho isan-taona ny olan’ny rano