Mandoto : « Patron » nanolanany mpanampiny

Vao 15 taona monja ity ankizivavy kely, mpanampy tao amin’ingahy. Nentanin’ny filan-dratsiny ramose ka lasa nanao ny tsy fanao. Tsy aritr’ingahy intsony mantsy, ingahy izay efa raim-pianakaviana mananiky ny 64 taona, izay filàna tao anatiny izay ka niroso tamin’ny herisetra ara-nofo no nataony. Mazava ho azy fa mety ho notambatazany aloha na nolangolangoiny maivana teo. Rehefa tsy nanaiky dia nanamparany herisetra amin’izay ka tonga hatramin’izao fanolanana izao. Marihana...
Lire la suite sur
Image à la une de Mandoto : « Patron » nanolanany mpanampiny