Maevatanàna : Kamiao nilatsaka tao ambany tetezana

Nisehoan’ny lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra. Fiara kamiao iray avy nanatitra andrin-jiro, tany Marovoay hihazo any Antananarivo no nilatsaka, tao ambanin’ny tetezan’Androtra, aty amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Raha ny angom-vaovao hatrany dia ny alin’ny faha 18 febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny 11 ora mahery 30 minitra tany ho any no nisehoan’ny loza, ka vokatry ny haratsian’ny lalana sy fahafenon’ny lavadavaka tsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna : Kamiao nilatsaka tao ambany tetezana