Kaominin’i Fenerivo Atsinanana : Sarona ilay mpisoloky gaigivavy

Tratran’ny olona nosolikiany ihany ilay ramatoa gaigivavy amin’ny fisolokiana, ka nentina teo anivon’ny polisim-pirenena ary voatazona ao ankehitriny hanaovana fanadiadiana, aorian’izay dia hiakatra fitsarana ny raharaha. Ilay rangahy mpiara-misoloky taminy kosa nandritra io fahatrarana azy io dia afaka nitsoaka ka tsy tratra; misy ny fitadiavana azy amin’izao fotoana izao hiatrika famotorana azy ihany koa. Hafa kely ny fomba fanoan’ireto olona roa ireto amin’ny fisolokiana...
Lire la suite sur
Image à la une de Kaominin’i Fenerivo Atsinanana : Sarona ilay mpisoloky gaigivavy