Mananara avaratra : Trano 13 kila hotohoton’ny afo tao Fahambahy…
Nitrangan’ny haintrano nahatsiravina tao Mananara avaratra, faritra Ambatosoa, tao amin’ny fokontany Fahambahy, kaominina Manambolosy, ny alatsinainy teo tokony tamin’ny 04 ora maraina efa fifohazan’ny ankamaroan’ny olona tany an-toeranna. Tonga dia namely mafy ny afo ka trano 13 voatery noravana mba tsy nitaran’ny afo. Trano teo amin’ny 09 kosa no tena kila forehitra. Vokatra io firehetana io dia olona manodidina ny 30 eo no tra-boina tsy manan-kialofana, ary efa namoaka...