Mahazomà – Maevatanàna : Rasazy misotro ronono, naolana sy novonoina tao an-tranony

Nanakoako eran’ny an-tampon-tanàn’i Mahazomà ny fandrenesan’ireo mponina ny fatin’ilay mpampivelona, efa misotro ronono nisy nanolana tao amin’ny trano fonenany. Raha ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny vondron-tobim-pileovan’ny Zandary eto Betsiboka hatrany dia nitaraina makasika ny fahaverezana telefaonina, tany amin’ny filoham-pokontany any an-toerana ny mpampivelona iray, tamin’ny fahavelomany. Taorian’izay no nampandre ny Zandary, ao amin’ny zana-tobim-paritra...
Lire la suite sur
Image à la une de Mahazomà – Maevatanàna : Rasazy misotro ronono, naolana sy novonoina tao an-tranony