Anatihazo Isotry :  Mpamaky trano voasambotra

Avy nanao ny asa ratsiny mihitsy ingahirainy no nifanena tamin’ireo mpanao fisafoana. Andro amin’ny telo ora maraina, milonjehitra entana anaty gony … Tsy afa-niala sy nandositra intsony rehetra tratry ny fisavàna ka niharihary teo ny zava-nafenina. Ny herinandro lasa teo, lehilahy iray no tra-tehaky ny pôlisy mpanao fisafoana teny amin’iny faritra Anatihazo Isotry iny, avy namaky trano. Nampangain’ny « entana » nentina rahateo rananamana, izay nisiana vilia sy vilany vao avy...
Lire la suite sur
Image à la une de Anatihazo Isotry :  Mpamaky trano voasambotra