Mahajanga : Misy mametraka ody gasy ny fitsaràna

Karazan’ody gasy no misy mametraka eo amin’ny lapan’ny fitsaràna ambaratonga voalohany ao an-drenivohitr’i Mahajanga. Vavan-gana izay mifatotra gadàna indray no nisy nahita tao an-toerana tamin’ity herinandro ity. Vao tsy ela talohan’io dia nisy nametraka atody lamokany miaraka amin’ny fatipatin-javatra koa tao amin’ny fitsaràna. Tsy fantatra mazava ny antony na dia misy ny milaza fa entina hampanginana no dikan’ireo zavatra ireo. Hampangina an’iza anefa? Ny mpitsara sa...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mahajanga : Misy mametraka ody gasy ny fitsaràna