Antsirabe : Nifampitana ny dahalo sy ny zandary, efatra maty
Efa malaza ratsy amin’ny resaka halatr’omby sy fanafihana mitam-piadiana izy ireo, raha ny fampitam-baovaon’ny zandary. Ary nampitondra faisana tokantrano maro tao Vakinankaratra tao. Ny andron’ny alakamisy teo, nifanehatra tamin’ny zandary izy ireo. Nandriaka ny rà. Tamin’io andron’ny alakamisy lasa teo io, nahazo fampandrenesana ireo mpitandro filaminana fa misy olona mampiahiahy mitondra omby mandalo ny tanana tao Antanambao, distrikan’Antsirabe II. Tamin’io fotoana io...