Anjozorobe : Nahazo kaomisaria vaovao

Feno tanteraka ireto toko telo, antoky ny fandriampahalemana any amin’iny distrika’Anjozorobe. Nanampy ireo rahalahiny eo anivon’ny zandary sy ny tafika, izay efa any an-toerana dia tonga ihany koa ny pôlisy, hisahana ny fitandroana ny filaminana. Notokanana ary nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny kaomisarin’ny pôlisy ao Anjozorobe. Tonga nitarika ny lanonana tany an-toerana ny Ministry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police Rakotoarimanana Herilala....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Anjozorobe : Nahazo kaomisaria vaovao