Fitsarana ady heloka bevava Toamasina : Votsotra ireo mpitandro filaminana voarohirohy tamin’ny asan-jiolahy

Niakatra amin’ny andiany faharoa ny fitsarana ady heloka bevava ny fitsarana ambony eto Toamasina ilay raharaha naha-voaroiroy zandary sy ireo namany tamina asan-jiolahy nitranga tamin’iny taona 2024 iny ny zoma teo. Telo lahy ireto zandary sy miaramila iray voaroiroy ireto, izany niaraka tamina olon-tsotra niisa telo ihany koa, izay niisa fito izy ireo niakatra fitsarana ady heloka bevava ity. Samy nandà ny fitoriana azy ireo ireto voaroiroy, tsy nisy ihany koa ny mpitory sy ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Fitsarana ady heloka bevava Toamasina : Votsotra ireo mpitandro filaminana voarohirohy tamin’ny asan-jiolahy