Ampitatafika : Mpidoroka rongony mahery vaika, nahatratrana basy sy grenady

Lehilahy roa no voasambotry ny pôlisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina, teny amin’iny faritra Faliarivo Ampitatafika iny, ny voalohan’ny volana teo. Tsy vitan’ny efa mpidoroka raindahiny anefa ry zalahy ireto, araka ny voalazan’ny pôlisy fa mbola nahitàna fitaovam-piadiana mahery vaika, toy ny basy, « chargeur » ary grenady ihany koa tao amin’izy ireo. Fitaovam-piadiana tsy fantatra hoe ho atao inona ? Jiolahy raindahiny ? Ny alakamisy teo moa izy ireo no...
Lire la suite sur
Image à la une de Ampitatafika : Mpidoroka rongony mahery vaika, nahatratrana basy sy grenady