Fianarantsoa : Handray ny zaikaben’ireo vady miaramila

Fantatra izao fa i Matsiatra Ambony no hanokafana ny zaikan’ireo vady miaramila amin’ity taona 2024 ity. Noho ny fandaminana dia faritra telo no hanatanterahana izany izay haharitra telo andro avy ka manomboka ny 8 aogositra izao ny ao Fianaratsoa, ny 12 aogositra ny faritra Vakinankaratra izay hatao ao Antsirabe, ary ny 26 aogositra dia ao Mahajanga, faritra Boeny. Tsiahivina fa efa fanaon’ny Fikambanan’ireo vady miaramila (Fi.Va.Mi.) isan-taona ity fihaonam-be ity saingy noho ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fianarantsoa : Handray ny zaikaben’ireo vady miaramila