Fanolanana : Pasitera iray karohina

Navoakan’ny zandarimaria izay misahana ny vondrom-pileovana ao Miarinarivo ny fampahafantarana fikarohana. Pasitera iray no tadiavina eto amin’ny firenena noho ny fanolanana. Ankizivavy 16 taona no voakasik’izany raha araka ny hita eo amin’ny taratasin’ny zandary. Tao amin’ny kaominina Manazary no azo heverina fa nanatontosany ilay herisetra ara-nofo. Tsy mbola misy ny fanampim-baovao mahakasika ity raharaha ity saingy ny azo eritreretina satria mateti-pitranga dia olona ao anaty...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fanolanana : Pasitera iray karohina