Fampitsoahana Kolonely : Mandeha ao Fiadanana ny fanadihadiana
Noraisin’ny sampan-draharahan’ny zandarimaria miandraikitra raharaha heloka bevava ny mahakasika ny fitsoahana fa fampitsoahana Kolonely tao amin’ny Toby Ratsimandrava. Miara-misalahy ireo zandarin’ny Fiadanana sy ny fitaleavan’ny zandary mpanao fanadihadiana (Direction de la Police Judiciaire, hafohezina amin’ny DPJ) ao andrefan’Ambohijanahary momba izany. Etsy ankilany, mitohy hatrany ny ampamoaka nataon’ilay Kolonely mahakasika ny kolikoly sy ny tsy fetezan’ny...