DREDD VAKINANKARATRA : Zana-kazo 720.000 isa no hovelana manerana ny faritrra
Herinandro izao no nisokofan’ny fizarana zana-kazo ho an’ny faritra Vakinankaratra izay iandraketan’ny fitalevam-paritry ny tontolo iaianana sy fampandrosana lovain-jafy. Eny Tsaratanana sy ao amin’ny sampandraharaham-paritry tontolo iainana no afahana maka ny zana-kazo. Maimaim-poana ny fizarana fa saingy misy dingana tsy maintsy arahina ho an’ireo hangataka zana-kazo. isan’izany ny famenona ilay taratasy efa voatokana amin’izany, efa ho iray volana izao no nafahana...