ANDRANOMANELATRA : HAMETRAHANA MILINA HANODINA PAOMA
Ny kaominina Andranomanelatra Distrika Antsirabe II izany no distrika faha-dimy nametrahana milina hanodina ny vokatra ao an-toerana. Milina hanodina ny paona ho lasa ho “vinaigre de cidre” no nisitrahan’ny kominina Andranomanelatra. Raha tsiahivina dia isan’ny distrika efa nisitraka ity milina ity ihany koa tao Antsirabe voalohany Isan’ny faritra mamokatra paoma betsaka indrindra ny Distrika Antsirabe II, maherin’ny 35.000 taonina isan-taona ny vokatra miakatra ka...