Ambatomainty : Sinoa nitam-basy nosamborina

Teo amin’ny toeram-pivarotan-toaka iray teo an-toerana no nitranga ny disadisa. Lehilahy efatra farafahakeliny no nidaroka iray hafa izay lavo tamin’ny tany. Tampoka teo nisy teratany sinoa iray izay nivoaka ary nanambana basy no sady nidaroka ny roa tamin’ireo lehilahy. Naratra ny roa ary tao anatin’izay no nisy olona niantso ny mpitandro ny filaminana izay tonga teo an-toerana. Ny zandary no nidina an-tsehatra ary nanontany tsara ny olona aloha tamin’izay zava-niseho nitarika ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ambatomainty : Sinoa nitam-basy nosamborina