Bazary kely Toamasina : Nahita fahamaizana ireo trano fivarotana “art Malagasy”
Tranga tsy nisy nanampo ny firehetana tamin’ireo trano fivarotana tao Bazary kely Toamasina ny alahady ny paska teo tokony ny misasakalina hifoha ny alatsinain’ny paska. Maro ireo resa-be niely nandritra ny fanavotana ity tsena isany goavana eto Toamasina ity, satria tao ireo olona mipetraka manodidina no nilaza fa naheno fofona lasantsy talohan’ny firehetana. Saika ireo trano fivarotana “art Malagasy” ireto trano nirehitra ireto, izay tsy nisy niangana tamin’ny firehetana. Tonga...