Manompana Soanierana Ivongo : Tovolahy 17 taona, nanolana zazavavy efa-taona…

Vao tsy ela fa tamin’ny 09 aprily teo no  feno efa-taona ity zazavavy voaolana ny talata 22 aprily teo ity. Nilalao teo amin’ny tora-pasika toy ny fanaony ity zazavavy ity, no hitan’ity tovolahy 17 taona mpiandry omby ity ka nantsoiny. Raha nanantona ilay zazavavy dia nentina tao anaty alaala teo akaiky teo ihany ary nanaovany ny filan-dratsiny tao. Tsy afaka niantso vonjy ilay zazavavy satria voatampina ny vavany, niezaka nikaroka azy ihany ny ray aman-dreniny tao anatin’izay fa tsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Manompana Soanierana Ivongo : Tovolahy 17 taona, nanolana zazavavy efa-taona…