Antsohihy : Tovolahy voalaza ho mpangalatra matin’ny fokonolona

Nandratra ny iray tamin’ireo andrimasom-pokonolona, tonga hisambotra azy ity tovolahy ity ary nanararaotra nitsoaka. Raikitra anefa ny fanenjehana azy. Nandeha ny tora-bato isan-karazany. Tsy ela dia lavo ny tovolahy. Naratra mafy vokatr’izay ary namoy ny ainy. 29 taona izy ary monina amina kaominina tsy lavitra teo. Nitrangana fitsaram-bahoaka indray tao fokontany Ankihirihy Nord, ao amin’ny distrikan’Antsohihy, ny alin’ny alatsinainy teo. Araka ny fampitam-baovaon’ny namana avy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsohihy : Tovolahy voalaza ho mpangalatra matin’ny fokonolona