Anosibe : Jiolahy raindahiny anankiroa tsy nahatratra ny taona vaovao 

Nivalona niaraka tamin’iny taona 2024 iny ihany koa ny tantaran’i Dora sy Vazaha. Izy roalahy ireto izay isan’ireo mpanendaka mitam-piadina nampitondra faisana olona maro teny amin’iny faritra Anosibe iny. Efa jiolahy mpamerin-keloka sy hikoizana amin’ny asa ratsy eny an-toerana rahateo izy ireo, hoy ny fampitam-baovaon’ny pôlisy. Raha ny vaovao azo dia ny alin’ny alatsinainy lasa teo izy ireo no nifanehatra tamin’ireo pôlisin’ny hery vonjy taitran’ny kaomisaria foibe...
Lire la suite sur
Image à la une de Anosibe : Jiolahy raindahiny anankiroa tsy nahatratra ny taona vaovao