Analalava : Maty voatifitra raha nikasa hitsoaka i Doga, dahalo raindahiny

Nanararaotra ny andro maizin-kitroka ingahy ka niezaka nilefa ireo zandary niambina azy, ary tsy niraharaha intsony ny fampitandremana nalefan’ireo zandary. Vokany, maty voatifitra ilehio, omaly maraina, raha iny an-dalana handeha hitondra azy hiakatra any Ambarijeby Atsimo ao anatin’ny distrikan’Analalava ireo zandary. Jiolahy raindahiny, nikoizana tamin’ny resaka halatr’omby sy fanafihana mitam-piadiana ao amin’ny distrikan’Analalava raha iny olona ity, hoy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Analalava : Maty voatifitra raha nikasa hitsoaka i Doga, dahalo raindahiny