Mandritsara : Jiolahy maty voatora-baton’ny fokonolona

Leon’ny resaka tsy fandriampahalemana ireo mponina tao Mandritsara ka nanapa-kevitra ny hanafay ireo mpanao ratsy. Niafara tamin’ny fitsaram-bahoaka sy famoizana ain’ity voalaza fa jiolahy izany, ny alin’ny alarobia tao Anjohivola. Araka ny fanazavana nentin’ireo mpitandro filaminana tany an-toerana dia efa nametraka ahiahy tamin’ity ranamana ny maro tany an-toerana. Tsy nitsahatra ny nihaodihaody sy nirenireny tao an-tanana mantsy izy, raha ny voalaza hatrany. Antony...
Lire la suite sur
Image à la une de Mandritsara : Jiolahy maty voatora-baton’ny fokonolona