Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra

Ela ny ela, hoy ny mpanara-baovao. Voasambotra tetsy Ampefiloha ilay ramatoa malaza ratsy amin’ny resaka fisolokiana famerim-bola anaty taxibe, ny andron’ny sabotsy teo, araka ny fampitam-baovaon’ny pôlisy. Ny zava-nisy, raha ny vaovao hatrany dia nitranga savorovo tao anaty zotram-pitateraka iray teny an-toerana ka niditra an-tsehatra avy hatrany ireo pôlisin’ny fifamoivoizana. Ny antony dia tsy iza fa ilay ramatoa lehibe, fantatry ny maro amin’ny fisolokiana famerim-bola ao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ampefiloha : Vehivavy mpisoloky anaty taxibe voasambotra