Fokontany Tanamakoa P/elle 12/11 : Fivarotana iray notafihana jiolahy fito, tera-tany vahiny iray naratra mafy

Samy taitra ny manodidina ity asan-jiolahy tamin’ny famakiana fivarotana tao Tanamakoa P/elle 12/11 tokony tany amin’ny misasak’alina sy sasany tany ho any ny sabotsy teo. Niezaka niantso ny mpitandro filaminana ireo vahoaka manodidina saingy tsy nety azo izy ireo raha tsy adin’iray sasany taty aoriana. Tao anatin’izany anefa dia tafiditra tao amin’ilay fivarotana ireto jiolahy fito lahy ireto, satria mora tamin’izy ireo nanampitsoka ilay varavarana. Vao tafiditra tao an-trano...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Fokontany Tanamakoa P/elle 12/11 : Fivarotana iray notafihana jiolahy fito, tera-tany vahiny iray naratra mafy