Ambohimandroso : Ramatoa sy ny zanany kely novonoina ho faty
Habibiana tsy roa aman-tany. Notsindromina antsy indroa teo amin’ny tendany (havia sy havanana) ary notontàna tamin’ny vato ny lohany. Izay no nanjo an’i Tolojanahary Sarah Claudia. Ny zanany lahikely izay telo taona sy tapany indray dia nokendaina tamin’ny lamba “cache-nez” mandra-pialàn’ny ainy. Izany no nanjo ny mpianaka iray tao Ambohimandroso. Hita faty izy ireo ny marainan’ny alahady ary azo heverina fa ny alin’ny asabotsy no nanatontosana ilay heloka bevava. “Vao...