Ambohimalaza : Tratra ireo mpifoka rongony sy mpamaky trano
Nanatanteraka hetsika amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana ny zandary ao Ambohimalaza. Tratra tamin’izany ny telolahy mpifoka rongony. Lehilahy iray hafa teo am-pamakiana trano. Manaraka ny toromarika avy amin’ny kaomandin’ny vondrotobim-paritra ny zandarimaria Tana Ville fa tsy miato ny hetsika hikarohana ireo fototra mampisy tsy fandriam-pahalemana isaky ny faritra. Manao fisafoana andro sy Alina ny mpitandro filaminana. Araka ny fanazavana, tratra teny amin’ny Poteau...