Toamasina : Ramatoa be 52 taona, naolana tovolahy 20 taona

Tantara hafa indray ity niseho tao amin’ny kaominin’Ambodilazana Toamasina faharoa, tao amin’ilay Tanana atao hoe Ambodielana mifanakaiky amin’ny Tanana Sarilenta. Tsy fantatra ny antony na efa notsiriritin’ity tovolahy ity hatramin’izay ity ramatoa be 52 taona ity, fa vao nifanena taminy teny an-dalana ny alahady hariva teo tokony tamin’ny 6 ora sy fahatelony hariva teo, dia nenjehiny ka vao tratra dia naolany avy hatrany. Tao anatin’izay anefa dia mbola nokakeriny ihany koa...
Lire la suite sur
Image à la une de Toamasina : Ramatoa be 52 taona, naolana tovolahy 20 taona