Mpamaky trano noraisim-potsiny : Ny iray nandrasana teo am-boditamboho, ny iray notsiponina tao ambany fandriana

Azo lazaina fa « andro niditra » ho an’ireo mpangalatra sy mpamaky trano teny amin’iny faritra Ambohimanambola sy Masindray iny, mihitsy raha ny alahady lasa teo. Saika noraisim-potsiny avokoa ry zalahy, teo am-panantanterahana ny asa ratsiny. Ary ny tena mahatsikaiky dia notsimponina mora foana izy ireo, ny iray nandrasana fotsiny ny nivoahany tao an-trano niaraka tamin’ny entana halatra, ny iray kosa nosokirina avy tao ambany farafara, toerana hany hitany niafenana, rehefa...
Lire la suite sur
Image à la une de Mpamaky trano noraisim-potsiny : Ny iray nandrasana teo am-boditamboho, ny iray notsiponina tao ambany fandriana