Ambohibao : Mpamatsy rongony ny mpianatra nosamborina

Tratra ambodiomby ilay rangahy 40 taona. « Tetsy amin’ny manodidina ny sekoly iray eo amin’ny fokontany Morondava, kaominina Ambohibao, namelarana fandrika ilay lehilahy rehefa nahazoan’ny zandary fitarainana. Nosamborina ary tratra teny amin’y ny rongony efa vita fono niisa 16 ary nokasainy hamidy 3.000 ariary ny singany iray » raha araka ny tatitry ny zandary eo anivon’Ambohibao. Teo am-piandrasana mpianatra hirava izy no noraisim-potsiny niaraka tamin’ireo zava-mahadomelina,...
Lire la suite sur
Image à la une de Ambohibao : Mpamatsy rongony ny mpianatra nosamborina