Parisy. Fihoanamben’ny Frankôfônina faha-19. Ny tsara ho fantatra
Ny volana mey 2019 no nihaona voalohany, tao amin’ny Foiben’ny OIT (« Organisation Internationale de la Francophonie »), ao Parisy, ny Filoha Andry Rajoelina sy Ramatoa Louise Mushikiwabo, Sekretera jenaralin’ny OIF Ity Fihaonamben’ny Frankôfônina taona 2024 ao Parisy ity (4-5 Oktobra), izay fantatra...