RSE ANTSIRABE : Nanampy ny kaominina nandroaka fako
Namolavola sy nametraka ny RSE na « Responsabilié Societale de l’Entreprise » ny ministeran’ny tontolo iainana sy fandrosoana lovainjafy. Ity farany no manatontosa sy miandraikitra ary manatanteraka ny drafitra apetraka mifanaraka amin’ireo orinasa. Antsitrapo fa sy antery ity fandraisana andraikitra ara tontolo iainana ataon’ny orinasa ity. Mivelatra amin’ny lafiny maro ny mety fandraisana andraikitra ataon’ny orinasa, mety ho ara tsosialy, ara pahalasamana na...