Biraon’ny kaominina Foulpointe : Mizotra miandalana ny fanavaozana
Mizotra miandalana ny fanavaozana ny biraon’ny kaominina Mahavelona Foulpoine. Roa volana latsaka izao no efa nirosoan’ny asa, marihina fa 7 volana no faharetan’ny fanamboarana. Tsiahivina fa kaominina roa avy amin’ny distrika Toamasina faharoa no nisitraka ny fanavaozana ny biraon’ny kaominina dia ny kaominina Antentezambaro sy ny kaominina Mahavelona Foulpointe. Tafiditra ao anatin’ilay tetikasa PIC3 izy ity izay vatsian’ny banky iraisam-pirenena vola. Tsy...