TRANO MORA ANTSIRABE :  Nahena ho telo na dimy taona ny fanefana azy, nandà izany ny mpisitraka

Mandà ny tolotra vaovao ireo mpisitraka ny trano mora Tany amboalohany dia napetraka ho 150 000 ar na 200 000 ar isam-bolana no hefaina mandritra ny 15 hatramin’ny 20 taona eo amin’ny fandoavana ny trano mora izay mitentina 40 000 000 ariary. Ankehitriny anefa dia voalaza fa hatao 3 na 5 taona ny fanefana azy na hatao tolo-botsitra. Nandà izany ankitsirano ireo mpisitraka, tsy izany hoy izy ireo no fifanarahana napetraka tany amboalohany ary ny filoham-pirenena mihintsy no...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de TRANO MORA ANTSIRABE :  Nahena ho telo na dimy taona ny fanefana azy, nandà izany ny mpisitraka