Yvette Rabetafika vavy tokana. Maty fanindroany noho no afitsoky ny « fianakaviana »
Mandria am-piadanana Rahavako ary misaotra anao ry namana efa hatrizay, tao amin'ny Lycée Galliéni sy tato Paroisse réformée nisy ny Pasteur Lucien Perrot nanaovan-tsika sekoly alahady. Tohizo hatrany ny fanabeazana nomena antsika... Fa iza ireo niara-naka sary tamiko tetsy Andohalo, io andro io, talohan'ny nahatongavan'ny razana avy any Ankatso ? * * * * Misy dia misy tokoa karazan’olona diso tia tena sy miseho azy ho zavatra ka taty amiko no nanao fihetsik’alika (tsy misy...