Taratasin’ny mpamaky

Ny tenintsika malagasy dia mifono fahendrena, ahafahantsika mivoatra sy miara-misandratra. Ny teny hoe TERATANY dia mifono teny anankiroa: teraka eo amin’ny tany. Rariny, marina, mety sady tsara, raha tia sy mazoto manatanteraka zavatra manasoa ny tany niaviana isika.Rehefa asiantsika bikany ny dikan’ny andininy faharoa amin’ny hiram-pirenentsika milaza hoe “irinay ny hanompoana anao” dia vonona hanolo-tena isika mba hanatsara sy hanasoa ny toerana nipoirana sy iainana na misy ny...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar