Tantara ihany ka Tantara

Raha tonga teto ny Frantsay tamin’ny 1895, dia tsotra sady nazava ny firafitry ny fanjakana merina izay nisahana ny androantokon’ny Nosy : Ranavalona III, mpanjakan’i Madagasikara, tompon’ny hasina ; Rainilaiarivony, Praiministra sady «commandier in chief», tompon’ny fahefana rehetra. Ranavalona, Anatirova sy Manjakamiadana, andriana. Rainilaiarivony, Andafiavaratra, antehiroka sy hova.Ilay Mpanjaka fanta-daza Andrianampoinimerina, taranak’Andriamasinavalona,...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar